Ho an'ireo mpino katolika, misy ny rindranasa ahitana ny fihirana feno sy ny litorjia. Misy koa ny "Vakiteny isan'andro" izay tena ilaina amin'ny fiainana maha-kristiana. Ahoana no fomba fampidinana (téléchargement) azy? telecharger baiboly sy fihirana